FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 17:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Ary hotanterahiko ilay fifanekena ataoko aminao+ sy ny taranakao handimby anao ary ny taranany fara mandimby, ho fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ ka dia ho Andriamanitrao sy ny taranakao handimby anao aho.+

  • Eksodosy 29:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Ary hitoetra eo anivon’ny zanak’Israely aho ka ho Andriamaniny.+

  • Jeremia 31:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “Amin’izany fotoana izany”, hoy i Jehovah, “dia ho Andriamanitry ny foko rehetran’ny Israely aho, ary izy ireo ho oloko.”+

  • Zakaria 13:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary hataoko anaty afo ilay ampahatelony.+ Dia hanadio azy toy ny fanadio volafotsy aho,+ ary handinika azy toy ny fandinika volamena.+ Hiantso ny anarako izy, ary izaho hamaly azy.+ Dia hoy aho: ‘Oloko izy’,+ ary izy kosa hiteny hoe: ‘I Jehovah no Andriamanitro.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara