Salamo 85:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hanome zava-tsoa i Jehovah,+Ary hahavokatra ny taninay.+ Ezekiela 36:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hataoko be dia be ny voan’ny hazo sy ny vokatra eny an-tsaha, mba tsy holatsain’ireo firenena intsony ianareo hoe tratran’ny mosary.+
30 Hataoko be dia be ny voan’ny hazo sy ny vokatra eny an-tsaha, mba tsy holatsain’ireo firenena intsony ianareo hoe tratran’ny mosary.+