Salamo 72:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Amin’ny andro anjakany, dia hiroborobo ny olo-marina,+Ary ho be ny fiadanana raha mbola misy koa ny volana.+ Isaia 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+ ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamokatra.+
7 Amin’ny andro anjakany, dia hiroborobo ny olo-marina,+Ary ho be ny fiadanana raha mbola misy koa ny volana.+
11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+ ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamokatra.+