Ezekiela 25:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 dia izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Haninjitra ny tanako hamely an’i Edoma+ koa aho ka horinganiko ny olona sy ny biby fiompy ao,+ ary horavako tanteraka izy, manomboka any Temana+ ka hatrany Dedana.+ Ho lavon-tsabatra izy ireo.
13 dia izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Haninjitra ny tanako hamely an’i Edoma+ koa aho ka horinganiko ny olona sy ny biby fiompy ao,+ ary horavako tanteraka izy, manomboka any Temana+ ka hatrany Dedana.+ Ho lavon-tsabatra izy ireo.