Joela 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary hanjary ho lao i Ejipta,+ ary ho tany efitra lao i Edoma,+ noho ny herisetra nataon’izy ireo tamin’ny taranak’i Joda, dia ny nandatsahany ran’olona tsy manan-tsiny, tany Joda.+ Malakia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 fa i Esao+ kosa halako, ka nataoko lao ny tendrombohiny+ ary ny lovany nataoko fonenan’ny alikadia any an-tany efitra.”+
19 Ary hanjary ho lao i Ejipta,+ ary ho tany efitra lao i Edoma,+ noho ny herisetra nataon’izy ireo tamin’ny taranak’i Joda, dia ny nandatsahany ran’olona tsy manan-tsiny, tany Joda.+
3 fa i Esao+ kosa halako, ka nataoko lao ny tendrombohiny+ ary ny lovany nataoko fonenan’ny alikadia any an-tany efitra.”+