Mpitsara 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’ny andron’i Samgara,+ zanak’i Anata,Tamin’ny andron’i Jaela,+ dia tsy nisy mpandeha ny lalankely,Fa nanaraka lalankely nihodidina kosa ny mpandeha an-dalambe.+ Ezekiela 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy hodiavin’ny tongotr’olombelona+ na biby fiompy any,+ ary tsy honenana mandritra ny efapolo taona.+
6 Tamin’ny andron’i Samgara,+ zanak’i Anata,Tamin’ny andron’i Jaela,+ dia tsy nisy mpandeha ny lalankely,Fa nanaraka lalankely nihodidina kosa ny mpandeha an-dalambe.+
11 Tsy hodiavin’ny tongotr’olombelona+ na biby fiompy any,+ ary tsy honenana mandritra ny efapolo taona.+