17 araka ny voasoratra hoe: “Notendreko ho rain’ny firenena maro ianao.”+ Izany dia teo anatrehan’Ilay ninoany, dia Andriamanitra izay mamelona ny maty+ ary miantso ny zavatra tsy misy ho toy ny misy.+
9 Eny, tsapanay tao anatinay tao fa nahazo fanamelohana ho faty izahay. Izany dia mba hitokisanay+ amin’Andriamanitra izay manangana ny maty,+ fa tsy amin’ny tenanay.