Apokalypsy 11:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Rehefa afaka ny telo andro sy tapany,+ dia nisy aina avy tamin’Andriamanitra niditra tao anatin’ireo,+ ka nijoro tamin’ny tongony izy, ary raiki-tahotra indrindra izay nahita azy.
11 Rehefa afaka ny telo andro sy tapany,+ dia nisy aina avy tamin’Andriamanitra niditra tao anatin’ireo,+ ka nijoro tamin’ny tongony izy, ary raiki-tahotra indrindra izay nahita azy.