Salamo 141:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Toy ny poti-kazo miparitaka eo amin’ny tany rehefa misy mamaky sy mikapa kitay,Dia aparitaka eo am-bavan’ny Fasana* koa ny taolanay.+ Isaia 49:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Niteny foana anefa i Ziona hoe: “Efa nahafoy ahy i Jehovah.+ Efa nanadino ahy i Jehovah.”+
7 Toy ny poti-kazo miparitaka eo amin’ny tany rehefa misy mamaky sy mikapa kitay,Dia aparitaka eo am-bavan’ny Fasana* koa ny taolanay.+