Nomery 23:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy mba olona Andriamanitra ka handainga,+Na zanak’olombelona ka hanenina.+Efa nilaza ve izy ka tsy hanatanteraka,Ary efa niteny ka tsy hanefa?+ Ezekiela 36:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dia tsy maintsy ho fantatr’ireo firenena sisa tavela manodidina anareo fa izaho Jehovah no manorina ny efa rava,+ sy mamboly indray eo amin’ny tany lavavolo. Izaho Jehovah no niteny sy nanatanteraka izany.’+
19 Tsy mba olona Andriamanitra ka handainga,+Na zanak’olombelona ka hanenina.+Efa nilaza ve izy ka tsy hanatanteraka,Ary efa niteny ka tsy hanefa?+
36 Dia tsy maintsy ho fantatr’ireo firenena sisa tavela manodidina anareo fa izaho Jehovah no manorina ny efa rava,+ sy mamboly indray eo amin’ny tany lavavolo. Izaho Jehovah no niteny sy nanatanteraka izany.’+