Isaia 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia tsy hialona intsony i Efraima,+ ary haripaka ireo mankahala an’i Joda. I Efraima tsy hialona an’i Joda, ary i Joda tsy hankahala an’i Efraima.+ Jeremia 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Dia hiara-mandeha ny taranak’i Joda sy ny taranak’Israely,+ amin’izany andro izany, ka hiara-mivoaka+ avy ao amin’ilay tany any avaratra mba hiditra ao amin’ilay tany nomeko ho lovan’ny razanareo.+ Jeremia 50:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Amin’izany andro sy fotoana izany”,+ hoy i Jehovah, “dia hiverina ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda.+ Handeha izy ireo, ary hitomany eny am-pandehanana.+ Hitady an’i Jehovah Andriamaniny izy ireo.+
13 Dia tsy hialona intsony i Efraima,+ ary haripaka ireo mankahala an’i Joda. I Efraima tsy hialona an’i Joda, ary i Joda tsy hankahala an’i Efraima.+
18 “Dia hiara-mandeha ny taranak’i Joda sy ny taranak’Israely,+ amin’izany andro izany, ka hiara-mivoaka+ avy ao amin’ilay tany any avaratra mba hiditra ao amin’ilay tany nomeko ho lovan’ny razanareo.+
4 “Amin’izany andro sy fotoana izany”,+ hoy i Jehovah, “dia hiverina ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda.+ Handeha izy ireo, ary hitomany eny am-pandehanana.+ Hitady an’i Jehovah Andriamaniny izy ireo.+