Ezekiela 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Ry zanak’olona, tsy nanontany anao ve ny taranak’Israely, izay taranaka mpikomy,+ hoe: ‘Inona ity ataonao?’
9 “Ry zanak’olona, tsy nanontany anao ve ny taranak’Israely, izay taranaka mpikomy,+ hoe: ‘Inona ity ataonao?’