FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 66:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Dia hanangana famantarana eo aminy aho.+ Ary ny sasany amin’ireo sisa miangana dia halefako any amin’ireo firenena,+ izany hoe any Tarsisy+ sy Pola ary Loda+ izay mpampiasa tsipìka, sy any Tobala sy Javana+ izay nosy+ lavitra, dia any amin’ireo firenena mbola tsy nandre momba ahy na nahita ny voninahitro.+ Ary tsy maintsy hanambara ny voninahitro eo amin’ireo firenena izy ireo.+

  • Ezekiela 27:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 I Javana+ sy Tobala+ ary Meseka+ no nifanaovanao raharaham-barotra. Ny entam-barotrao no nomenao ho takalon’ny olona*+ sy ny zavatra vita amin’ny varahina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara