26Amin’izany andro izany,+ dia hohiraina+ eto Joda+ izao hira izao: “Manana tanàna mahery+ isika, satria ataony manda sy tovon-tany fiarovana ho antsika ny famonjena.+
4 Ary hoy izy taminy: “Mihazakazaha ka lazao amin’irỳ tovolahy irỳ hoe: ‘“Honenana toy ny tanàna ambanivohitra tsy misy manda i Jerosalema,+ satria ho maro be ny olona sy ny biby fiompy ao aminy.+