FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 60:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Hahita izany ianao amin’izay fotoana izay ka ho miramirana.+ Ho ravoravo ny fonao sady ho dibo-kafaliana, satria hankany aminao ny harenan’ny ranomasina, ary ho tonga any aminao ny fananan’ny firenena.+

  • Isaia 61:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hantsoina hoe mpisoron’i Jehovah ianareo,+ sady hatao hoe mpanompon’Andriamanitsika.+ Hohaninareo ny fananan’ny firenena,+ ary ho faly ianareo hiresaka momba anareo noho ny harena be voninahitra azonareo avy aminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara