16 Hierona avy ao Ziona i Jehovah, ary hanandratra ny feony avy ao Jerosalema izy.+ Hihovotrovotra ny lanitra sy ny tany.+ I Jehovah anefa no ho fialofan’ny olony+ sy ho fiarovana mafy ho an’ny zanak’Israely.+
8 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Taorian’ny nanomezam-boninahitra azy,+ dia naniraka ahy ho any amin’ireo firenena nambabo anareo+ izy.’ ‘Fa izay mikasika anareo+ dia mikasika ny anakandriamasoko.+