Zakaria 14:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Ary izao no loza hampiharin’i Jehovah amin’ny olona rehetra hiady amin’i Jerosalema:+ Ho lo ny nofony raha mbola eo am-pitsanganana izy,+ ho lo ny masony ao anaty taolamasony, ary ho lo ao am-bavany ny lelany.
12 “Ary izao no loza hampiharin’i Jehovah amin’ny olona rehetra hiady amin’i Jerosalema:+ Ho lo ny nofony raha mbola eo am-pitsanganana izy,+ ho lo ny masony ao anaty taolamasony, ary ho lo ao am-bavany ny lelany.