Isaia 66:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ho toy ny afo mandevona i Jehovah rehefa hampihatra didim-pitsarana amin’ny nofo rehetra, ka hampiasa ny sabany.+ Ary ho be dia be tokoa ny voavonon’i Jehovah.+
16 Ho toy ny afo mandevona i Jehovah rehefa hampihatra didim-pitsarana amin’ny nofo rehetra, ka hampiasa ny sabany.+ Ary ho be dia be tokoa ny voavonon’i Jehovah.+