Genesisy 19:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary i Jehovah nandefa solifara sy afo avy tamin’i Jehovah avy tany an-danitra, mba hilatsaka toy ny orana teo amin’i Sodoma sy Gomora.+ Salamo 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny ratsy fanahy dia handrotsahany fandrika sy afo sy solifara,+Ary rivotra mahamay. Izany no anjara kaopin’ireny.+
24 Ary i Jehovah nandefa solifara sy afo avy tamin’i Jehovah avy tany an-danitra, mba hilatsaka toy ny orana teo amin’i Sodoma sy Gomora.+
6 Ny ratsy fanahy dia handrotsahany fandrika sy afo sy solifara,+Ary rivotra mahamay. Izany no anjara kaopin’ireny.+