Levitikosy 18:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “‘Aza misy atokana*+ ho an’i Moleka+ ny taranakao. Aza zimbazimbaina+ amin’izany fomba izany ny anaran’Andriamanitrao. Izaho no Jehovah.+ Ezekiela 20:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Narovako anefa ny anarako mba tsy hozimbazimbaina eo imason’ireo firenena nisy azy.+ Nampahafantatra ny tenako tamin’izy ireo teo imason’ireny mantsy aho, rehefa nitondra azy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+
21 “‘Aza misy atokana*+ ho an’i Moleka+ ny taranakao. Aza zimbazimbaina+ amin’izany fomba izany ny anaran’Andriamanitrao. Izaho no Jehovah.+
9 Narovako anefa ny anarako mba tsy hozimbazimbaina eo imason’ireo firenena nisy azy.+ Nampahafantatra ny tenako tamin’izy ireo teo imason’ireny mantsy aho, rehefa nitondra azy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+