Ezekiela 39:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Raha mahita taolan’olona izy ireo rehefa mitety an’ilay tany, dia hanisy marika eo akaikin’izany, mandra-pandevin’ny mpandevina izany ao amin’ny Lohasahan’ny Vahoakan’i Goga.+
15 Raha mahita taolan’olona izy ireo rehefa mitety an’ilay tany, dia hanisy marika eo akaikin’izany, mandra-pandevin’ny mpandevina izany ao amin’ny Lohasahan’ny Vahoakan’i Goga.+