Jeremia 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Amiko dia toy ny vorona mpihaza maro loko ny lovako.+ Vorona mpihaza maro no misidina eo amboniny sy manodidina azy.+ Avia daholo ianareo bibidia, ka antsoy koa ny hafa mba hihinana.+ Zefania 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mangìna eo anatrehan’i Jehovah Tompo Fara Tampony!+ Fa akaiky ny andron’i Jehovah,+ ary nisy sorona efa nomanin’i Jehovah.+ Ary efa nanamasina+ an’ireo nasainy izy.
9 Amiko dia toy ny vorona mpihaza maro loko ny lovako.+ Vorona mpihaza maro no misidina eo amboniny sy manodidina azy.+ Avia daholo ianareo bibidia, ka antsoy koa ny hafa mba hihinana.+
7 Mangìna eo anatrehan’i Jehovah Tompo Fara Tampony!+ Fa akaiky ny andron’i Jehovah,+ ary nisy sorona efa nomanin’i Jehovah.+ Ary efa nanamasina+ an’ireo nasainy izy.