Mika 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa henoy ny adin’i Jehovah, ry tendrombohitra, sy ianareo vatolampy mateza ary ianareo fototra iorenan’ny tany!+ Fa manana ady amin’ny olony i Jehovah, ary toriny ny Israely:+
2 Koa henoy ny adin’i Jehovah, ry tendrombohitra, sy ianareo vatolampy mateza ary ianareo fototra iorenan’ny tany!+ Fa manana ady amin’ny olony i Jehovah, ary toriny ny Israely:+