Deoteronomia 32:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nanome azy dibera vita tamin’ny rononon’omby izy, ary koa rononon’ny ondry aman’osy,+Sy tavin’ondrilahy,Sy ondrilahy avy any Basana, ary osilahy+Mbamin’ny varimbazaha faran’izay tsara.+Ary ny ran’ny voaloboka no divay+ nosotroinao foana. Salamo 22:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Misy vantotr’ombilahy maro be mitangorona amiko,+Ary omby matanjaka avy any Basana no manodidina ahy.+ Amosa 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Henoy izao, ry ombivavin’i Basana,+ izay eo an-tendrombohitr’i Samaria,+ dia ireo manambaka ny madinika+ sy mampahory ny mahantra ary milaza amin’ny tompony hoe: ‘Aza mitondra tanam-polo rehefa mody, ary andao isika hisotro!’
14 Nanome azy dibera vita tamin’ny rononon’omby izy, ary koa rononon’ny ondry aman’osy,+Sy tavin’ondrilahy,Sy ondrilahy avy any Basana, ary osilahy+Mbamin’ny varimbazaha faran’izay tsara.+Ary ny ran’ny voaloboka no divay+ nosotroinao foana.
12 Misy vantotr’ombilahy maro be mitangorona amiko,+Ary omby matanjaka avy any Basana no manodidina ahy.+
4 “Henoy izao, ry ombivavin’i Basana,+ izay eo an-tendrombohitr’i Samaria,+ dia ireo manambaka ny madinika+ sy mampahory ny mahantra ary milaza amin’ny tompony hoe: ‘Aza mitondra tanam-polo rehefa mody, ary andao isika hisotro!’