FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 7:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary tsy hihaino anareo i Farao,+ ka tsy maintsy hamely an’i Ejipta ny tanako. Hoentiko hivoaka avy ao amin’ny tany Ejipta ny tafiko,+ dia ny zanak’Israely+ oloko,+ ka hisy didim-pitsarana lehibe hampihariko.+

  • Eksodosy 8:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa niteny toy izao tamin’i Farao ireo mpisorona nampiasa herin’ny maizina: “Rantsantanan’Andriamanitra+ ity!”+ Mbola nikiribiby tamin’ny heviny+ foana anefa i Farao ka tsy nihaino azy roa lahy, araka izay efa nolazain’i Jehovah.

  • 1 Samoela 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia hitan’ny olona tao Asdoda izany, ka hoy izy ireo: “Aoka tsy havela hitoetra eto amintsika ny Vata masin’ny Andriamanitry ny Israely, fa ny tanany efa namely mafy antsika sy Dagona andriamanitsika.”+

  • 1 Samoela 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Jereo fa raha miakatra amin’ny lalana mankany amin’ny taniny izany, ho any Beti-semesy,+ dia Izy no nanao tamintsika izao zava-dratsy lehibe izao. Raha tsy izany kosa, dia ho fantatsika hoe tsy ny tanany no nikasika antsika, fa nisy loza sendra nanjo+ antsika fotsiny.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara