Deoteronomia 31:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa izaho kosa amin’izany andro izany dia hanafina tanteraka ny tavako, noho ny ratsy rehetra nataony sy noho izy nanaraka andriamani-kafa.+ Salamo 30:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Jehovah ô, noho ny fankasitrahanao dia nataonao mafy orina ny tendrombohitro.+Nanafina ny tavanao ianao, ka very hevitra aho.+ Isaia 59:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tsia, fa ny fahadisoanareo ihany no mampisaraka anareo amin’Andriamanitrareo,+ ary ny fahotanareo ihany no mahatonga azy hanafina ny tavany mba tsy hihainoany anareo.+
18 Fa izaho kosa amin’izany andro izany dia hanafina tanteraka ny tavako, noho ny ratsy rehetra nataony sy noho izy nanaraka andriamani-kafa.+
7 Jehovah ô, noho ny fankasitrahanao dia nataonao mafy orina ny tendrombohitro.+Nanafina ny tavanao ianao, ka very hevitra aho.+
2 Tsia, fa ny fahadisoanareo ihany no mampisaraka anareo amin’Andriamanitrareo,+ ary ny fahotanareo ihany no mahatonga azy hanafina ny tavany mba tsy hihainoany anareo.+