Jeremia 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa zava-poana+ tokoa ireo havoana sy ny tabataba eny an-tendrombohitra.+ Eny tokoa, i Jehovah Andriamanitray no mpamonjy ny Israely!+ Jeremia 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary teny an-tendrombohitra. Homeko ho an’ny mpandroba ny fanananao sy ny harenanao rehetra.+ Homeko azy koa ny toerana avo naorinao, satria nanota ianao tany amin’ny faritaninao rehetra.+
23 Fa zava-poana+ tokoa ireo havoana sy ny tabataba eny an-tendrombohitra.+ Eny tokoa, i Jehovah Andriamanitray no mpamonjy ny Israely!+
3 ary teny an-tendrombohitra. Homeko ho an’ny mpandroba ny fanananao sy ny harenanao rehetra.+ Homeko azy koa ny toerana avo naorinao, satria nanota ianao tany amin’ny faritaninao rehetra.+