Levitikosy 26:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia ho tratran’ny fiotazam-boaloboka ny fiasana eny am-pamoloana, ary ho tratran’ny famafazam-boa ny fiotazam-boaloboka. Hihinana izay mofo laninareo+ tokoa ianareo, ary honina tsy amin’ahiahy eo amin’ny taninareo.+
5 Dia ho tratran’ny fiotazam-boaloboka ny fiasana eny am-pamoloana, ary ho tratran’ny famafazam-boa ny fiotazam-boaloboka. Hihinana izay mofo laninareo+ tokoa ianareo, ary honina tsy amin’ahiahy eo amin’ny taninareo.+