FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 32:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 mandra-pirotsaky ny fanahy avy any amin’ny avo+ ho amintsika. Dia hanjary ho saham-boankazo ny tany efitra, ary hoheverina ho ala ny saham-boankazo.+

  • Joela 2:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “Aorian’izany, dia handatsahako ny fanahiko+ ny karaza-nofo rehetra,+ ka ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo+ haminany. Ary ny lahiantitra eo aminareo hanonofy, ary ny tovolahy eo aminareo hahita fahitana.

  • Zakaria 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Ary handatsahako ny fanahiko ny taranak’i Davida sy ny mponin’i Jerosalema, ho mariky ny fankasitrahako+ sy ho valin’ny fitalahoany.+ Dia hijery an’Ilay nolefoniny+ izy ireo ary hitomany mafy noho ny Aminy, toy ny fitomany zanaka lahitokana, sady hidradradradra noho ny aminy, toy ny ataon’ny olona namoy zanaka lahimatoa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara