FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 16:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 ho fahatsiarovana ho an’ny zanak’Israely, mba tsy hisy olon-kafa+ ankoatra ny taranak’i Arona handoro emboka manitra eo anatrehan’i Jehovah,+ ary mba tsy hisy olona ho lasa tahaka an’i Kora sy ny olony.+ Araka izay nolazain’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy no nataon’i Eleazara.

  • Ezekiela 44:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “‘Hanatona mba hanompo ahy ireo Levita mpisorona+ taranak’i Zadoka,+ izay niandraikitra ny toerako masina fony naniasia nanalavitra ahy ny zanak’Israely.+ Dia hitsangana eo anatrehako+ izy ireo mba hanolotra tavin-kena+ sy ra’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara