FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 6:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Roapolo hakiho ny lavan’ilay efitra anatiny indrindra, roapolo hakiho ny sakany,+ ary roapolo hakiho koa ny haavony. Dia nopetahany takela-bolamena tsy misy fangarony+ ilay izy, ary ny alitara+ kosa nopetahany takela-kazo sedera.

  • 2 Tantara 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia nataony ny Masina Indrindra,+ ka roapolo hakiho mitovy amin’ny sakan’ilay trano ny lavany, ary roapolo hakiho koa ny sakany.+ Ary nopetahany takela-bolamena tsara milanja talenta eninjato, ilay efitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara