Ezekiela 42:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Teo anoloan’ireo efitra fisakafoana dia nisy lalana niditra.+ Folo hakiho ny sakany. Nisy lalankely nirefy iray hakiho koa teo. Ary teo avaratra ny fidirana nankao amin’ilay fitambaran-trano.
4 Teo anoloan’ireo efitra fisakafoana dia nisy lalana niditra.+ Folo hakiho ny sakany. Nisy lalankely nirefy iray hakiho koa teo. Ary teo avaratra ny fidirana nankao amin’ilay fitambaran-trano.