Ezekiela 45:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hakana faritra hatao toerana masina izy io, ka dimanjato hakiho* ny lafiny efatra. Ho efamira io faritra io,+ ary hisy kijana mirefy dimampolo hakiho eo amin’ny lafiny efatra.+
2 Hakana faritra hatao toerana masina izy io, ka dimanjato hakiho* ny lafiny efatra. Ho efamira io faritra io,+ ary hisy kijana mirefy dimampolo hakiho eo amin’ny lafiny efatra.+