-
Jaona 12:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Ary ilay vahoaka izay nitsangana teo ka nandre izany dia nilaza fa nikotroka ny andro. Fa ny sasany nanao hoe: “Nisy anjely niteny taminy.”
-