Amosa 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Irin’izy ireo mafy hihosim-bovoka ny lohan’ny mahantra.+ Ailikiliny ny mpandefitra.+ Ary ankizivavy iray ihany no alehan’ny lehilahy mpianaka,+ mba hanazimbazimbana ny anarako masina.+
7 Irin’izy ireo mafy hihosim-bovoka ny lohan’ny mahantra.+ Ailikiliny ny mpandefitra.+ Ary ankizivavy iray ihany no alehan’ny lehilahy mpianaka,+ mba hanazimbazimbana ny anarako masina.+