Ezekiela 16:63 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Amin’izay dia hahatsiaro ianao, ary ho menatra+ ka tsy hisy antony hitenenanao intsony,+ satria ho afa-baraka ianao rehefa hanao fandrakofam-pahotana+ ho anao aho noho izay rehetra nataonao’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.” Romanina 6:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Vokatra+ inona àry no azonareo tamin’izany fotoana izany? Vokatra+ mahamenatra anareo ankehitriny, fa fahafatesana no hiafarany.+
63 Amin’izay dia hahatsiaro ianao, ary ho menatra+ ka tsy hisy antony hitenenanao intsony,+ satria ho afa-baraka ianao rehefa hanao fandrakofam-pahotana+ ho anao aho noho izay rehetra nataonao’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”
21 Vokatra+ inona àry no azonareo tamin’izany fotoana izany? Vokatra+ mahamenatra anareo ankehitriny, fa fahafatesana no hiafarany.+