-
Ezekiela 44:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia hoy i Jehovah tamiko: “Ry zanak’olona, aoka ianao handinika tsara,+ ka aoka ny masonao hijery ary ny sofinao hihaino izay rehetra holazaiko aminao momba ny fitsipika sy ny lalàna rehetra mahakasika ny tranon’i Jehovah. Koa diniho tsara ny fidirana ao amin’ilay Trano, sy ny fivoahana rehetra avy ao amin’ilay toerana masina.
-
-
Hebreo 8:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ireo olona ireo anefa dia manao fanompoana masina izay tandindona+ fotsiny sady aloky+ ny zavatra any an-danitra, araka ny nandidian’Andriamanitra+ an’i Mosesy, fony izy hanamboatra ilay tranolay.+ Hoy mantsy Andriamanitra: “Tandremo mba ho araka ny modely naseho anao tatỳ an-tendrombohitra no hanaovanao ny zava-drehetra.”+
-