Ezekiela 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 mba hitandremany ny lalàko sy hanajany ny didim-pitsarako ka hanatanterahany izany.+ Dia ho oloko tokoa izy ireo,+ ary izaho ho Andriamaniny.”’+ Ezekiela 36:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hataoko ao anatinareo ny fanahiko,+ ary hanao zavatra aho mba hitandremanareo ny fitsipiko+ ary mba hanajanareo ny didim-pitsarako sy hanatanterahanareo izany.+ Jaona 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha fantatrareo izany, dia sambatra ianareo raha manao izany.+
20 mba hitandremany ny lalàko sy hanajany ny didim-pitsarako ka hanatanterahany izany.+ Dia ho oloko tokoa izy ireo,+ ary izaho ho Andriamaniny.”’+
27 Hataoko ao anatinareo ny fanahiko,+ ary hanao zavatra aho mba hitandremanareo ny fitsipiko+ ary mba hanajanareo ny didim-pitsarako sy hanatanterahanareo izany.+