Genesisy 31:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Taorian’izany, dia nanao sorona teo amin’ilay tendrombohitra i Jakoba, ary nanasa an’ireo rahalahiny hisakafo.+ Koa nisakafo izy ireo, ary natory teo amin’ilay tendrombohitra. Deoteronomia 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Any ianareo no hihinana eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo,+ sy hifaly amin’izay rehetra ataonareo,+ dia ianareo sy ny ankohonanareo, satria efa notahin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo. 1 Korintianina 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Jereo ny Israely araka ny nofo:+ Tsy miara-mahazo anjara amin’ny alitara ve izay mihinana ny sorona?+
54 Taorian’izany, dia nanao sorona teo amin’ilay tendrombohitra i Jakoba, ary nanasa an’ireo rahalahiny hisakafo.+ Koa nisakafo izy ireo, ary natory teo amin’ilay tendrombohitra.
7 Any ianareo no hihinana eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo,+ sy hifaly amin’izay rehetra ataonareo,+ dia ianareo sy ny ankohonanareo, satria efa notahin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.
18 Jereo ny Israely araka ny nofo:+ Tsy miara-mahazo anjara amin’ny alitara ve izay mihinana ny sorona?+