Levitikosy 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa ho masina eo anatrehan’Andriamaniny+ kosa izy, ary tsy hanazimbazimba ny anaran’Andriamaniny,+ satria izy no manolotra ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah, dia ny sakafo ho an’Andriamaniny.+ Aoka ho masina izy.+ Malakia 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “‘Noho ianareo manolotra mofo+ voaloto eo amin’ny alitarako.’ “‘Dia hoy ianareo: “Tamin’inona no nandotoanay anao?”’ “‘Noho ianareo milaza hoe: “Tsisy ilana azy+ ny latabatr’i+ Jehovah.”
6 Fa ho masina eo anatrehan’Andriamaniny+ kosa izy, ary tsy hanazimbazimba ny anaran’Andriamaniny,+ satria izy no manolotra ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah, dia ny sakafo ho an’Andriamaniny.+ Aoka ho masina izy.+
7 “‘Noho ianareo manolotra mofo+ voaloto eo amin’ny alitarako.’ “‘Dia hoy ianareo: “Tamin’inona no nandotoanay anao?”’ “‘Noho ianareo milaza hoe: “Tsisy ilana azy+ ny latabatr’i+ Jehovah.”