Isaia 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny mpitarika an’ity vahoaka ity ihany no mampirenireny azy,+ ka very hevitra ireo olona tarihina.+ Malakia 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Ianareo kosa anefa niala tamin’ny lala-mahitsy,+ sady nahatonga ny maro ho tafintohina tamin’ny lalàna.+ Nivadika tamin’ny fifanekena natao tamin’i Levy koa ianareo”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
16 Ny mpitarika an’ity vahoaka ity ihany no mampirenireny azy,+ ka very hevitra ireo olona tarihina.+
8 “Ianareo kosa anefa niala tamin’ny lala-mahitsy,+ sady nahatonga ny maro ho tafintohina tamin’ny lalàna.+ Nivadika tamin’ny fifanekena natao tamin’i Levy koa ianareo”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.