FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 18:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hiaraka aminao izy ireo ka hanao ny andraikiny amin’ny tranolay fihaonana, dia ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranolay. Tsy misy olon-kafa mahazo manakaiky anareo.+

  • 1 Tantara 23:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Anjaran’izy ireo ny manampy ny taranak’i Arona+ amin’ny fanompoana ao an-tranon’i Jehovah: Ny fikarakarana ny tokotany+ sy ny efitra fisakafoana,+ ny fanadiovana ny zava-masina+ rehetra, ny asa fanompoana ao an-tranon’Andriamanitra,

  • 1 Tantara 23:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Anisan’ny fanompoana nataon’izy ireo tao an-tranon’i Jehovah koa ny fiambenana+ ny tranolay fihaonana sy ny toerana masina,+ ary ny fiambenana ny taranak’i Arona rahalahin’izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara