Levitikosy 21:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy hosolainy ny lohany,+ na hoharatany ny sisin’ny volombavany,+ na hodidididiany ny vatany.+ Deoteronomia 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Zanak’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.+ Koa aza didididiana ny vatanareo,+ ary aza haratana+ ny volomasonareo,* rehefa misy maty.
14 “Zanak’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.+ Koa aza didididiana ny vatanareo,+ ary aza haratana+ ny volomasonareo,* rehefa misy maty.