Nomery 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hanadio ny tenany amin’ny rano fanadiovana izy amin’ny andro fahatelo,+ ka hadio amin’ny andro fahafito. Tsy hadio kosa izy amin’ny andro fahafito, raha tsy dioviny ny tenany amin’ny andro fahatelo.
12 Hanadio ny tenany amin’ny rano fanadiovana izy amin’ny andro fahatelo,+ ka hadio amin’ny andro fahafito. Tsy hadio kosa izy amin’ny andro fahafito, raha tsy dioviny ny tenany amin’ny andro fahatelo.