-
Ezekiela 48:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 “Dimy arivo sy roa alina hakiho ny lafiny rehetra amin’ilay fanomezana manontolo. Faritra efamira no homenareo ho fanomezana masina, ho fanampin’ny fananan’ny tanàna.
-