Levitikosy 23:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Ny andro fahadimy ambin’ny folon’io volana fahafito io koa dia fetin’ny trano rantsankazo. Fety ho an’i Jehovah izany, ary maharitra fito andro.+ 2 Tantara 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nivory tany amin’ny mpanjaka ny olona rehetra teo amin’ny Israely tamin’ny fotoanan’ny fety, tamin’ny volana fahafito.+
34 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Ny andro fahadimy ambin’ny folon’io volana fahafito io koa dia fetin’ny trano rantsankazo. Fety ho an’i Jehovah izany, ary maharitra fito andro.+
3 Koa nivory tany amin’ny mpanjaka ny olona rehetra teo amin’ny Israely tamin’ny fotoanan’ny fety, tamin’ny volana fahafito.+