-
Ezekiela 40:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Dia nentiny niditra avy any atsinanana aho mba hankao amin’ny tokotany anatiny. Norefesiny ny vavahady ka nitovy refy tamin’ireo hafa.
-