Salamo 81:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsofy ny anjombona, rehefa tsinam-bolana+Sy rehefa fenomanana, fa fety ny andro.+ Isaia 66:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Koa manomboka amin’ny tsinam-bolana ka hatramin’ny tsinam-bolana, ary manomboka amin’ny sabata ka hatramin’ny sabata, dia ho tonga hiankohoka eo anatrehako+ ny olona rehetra”, hoy i Jehovah.
23 “Koa manomboka amin’ny tsinam-bolana ka hatramin’ny tsinam-bolana, ary manomboka amin’ny sabata ka hatramin’ny sabata, dia ho tonga hiankohoka eo anatrehako+ ny olona rehetra”, hoy i Jehovah.