Isaia 66:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Koa manomboka amin’ny tsinam-bolana ka hatramin’ny tsinam-bolana, ary manomboka amin’ny sabata ka hatramin’ny sabata, dia ho tonga hiankohoka eo anatrehako+ ny olona rehetra”, hoy i Jehovah. Lioka 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nivavaka teo ivelany ny olona maro be tamin’ny ora fanolorana emboka manitra.+
23 “Koa manomboka amin’ny tsinam-bolana ka hatramin’ny tsinam-bolana, ary manomboka amin’ny sabata ka hatramin’ny sabata, dia ho tonga hiankohoka eo anatrehako+ ny olona rehetra”, hoy i Jehovah.