13“Amin’izany andro izany,+ dia hisy lavadrano+ holavahana ho an’ny taranak’i Davida sy ny mponin’i Jerosalema, mba hanadiovana azy ireo ho afaka amin’ny fahotana+ sy ny zava-maharikoriko.+
8 Ary hisy rano+ velona hikoriana avy ao Jerosalema amin’izany andro izany,+ ka ny antsasany hivarina any amin’ny ranomasina atsinanana,+ ary ny antsasany any amin’ny ranomasina andrefana.+ Dia ho toy izany foana, na fahavaratra na ririnina.+